Find the joint press release from the Delegation of the European Union, the Embassy of the United Kingdom, the Embassy of Germany, the Embassy of Switzerland, the Embassy of the United States, the Embassy of France and the OIF Representation for the Indian Ocean in Madagascar concerning the legislative elections in this country.
COMMUNICATED
While the electoral campaign for the legislative elections opened a few days ago, the signatories of this press release wish to publicly reiterate their support and commitment to a transparent, reliable, fair, inclusive and peaceful electoral process, as well as as their attachment to respect for the rule of law and fundamental freedoms.
This new stage in the strengthening of Malagasy institutions is an important event.
The signatories welcome the participation of a wide range of political actors in the legislative elections and encourage all citizens to actively participate in the vote on May 29.
FANAMBARANA
Satria vao nisokatra andro vitsy lasa izay ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana izay ho solombavambahoaka, izahay manao sonia ity fanambarana ity, dia mamerina entoana ny fanohanana sy ny fijoroana ho an’ny zotra-pifidianana mangarahara, azo antoka, tsy mitanila, andraisan’ny rehetra anjara ary ao anatin’ny fitoniana, ary koa ny fiheverana ho zava-dehibe ny fanajana ny tany tandalàna sy ireo fahalalahana fototra.
Izao dingana vaovao izao, ao anatin’ny fanamafisana orina ireo andrim-panjakana malagasy dia fotoana manan-danja.
Ireo nanao sonia ireo dia mankasitraka ny fandraisana anjara nataon’ireo mpisehatra maro eo amin’ny tontolo politika, ao anatin’ny fifidianana solombavambahoana, ary mankahery ireo olompirenena rehatra mba handray anjara mavitrika amin’ny latsabato izay atao ny 29 mey ho avy iza o.
Madagascar: support for peaceful and transparent legislative elections
Leave a comment
Leave a comment